Entry | 1 mitono aina |
Elementary words | 2 mitono, aina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] |
Explanations in English |
5 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] 6 to risk one's life [1.7] |
Explanations in French |
7 risquer sa vie [1.8] |
Examples |
8 Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324] |
Synonyms | 9 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina |
Updated on 2023/05/19 |